Teny iditra | 1 mason-jokiny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] toemaso na fahitana efa mihena noho ny halehiben' ny taona |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] vue affaiblie comme celle des vieillards |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Singan-teny | 6 maso, zoky |
Tovy hevitra | 7 mason' antitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |