Teny iditra matim-pitia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona voa mafy noho ny fitiavana nikirizana sy nisisihana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In love to the point of foolishness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Follement amoureux [1.8]
Voambolana 
Teny fotony maty, fitia

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20