|
|
|
|

Teny iditra1  matoatoa
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a ghost [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  fantôme, revenant [1.3, 1.8]
7  spectre [1.8]
Ohatra  8  Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny matoatoa io
Lahatsoratra  11  Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30