Teny iditra | 1 matraboka |
Fototeny | 2 traboka |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Matsatso, sahala amin' ny voankazo be rano, tsy misy tsirony: Rano matraboka |
Mpanahaka | 5 matsaotsao, maranorano |
Fivaditsoratra | 6 karambato, matraboka, rambatako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |