|
|
|
|

Teny iditra 1  matsiro
Fototeny  2 tsiro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Ankasitrahan'ny lela aoka izany, tsara tsiro, fy, mafilotra: Ataovy matsiro ny laoka fa fety ny andro! [1.1]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  matsiro, 9 misotra, 10 mitrosà, mitrosa, 11 mitsora, 12 stirôma, 13 tsy maro

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19