|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mavana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mangala-mavo somary mena
Tsara tarehy, mandefa taratra malefaka
Fototeny  4  avana
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mavana io

Teny iditra (2/2)8  Mavana
Sokajin-teny  9  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  10  Ravalitera Nalisoa Jean
Mpanonta printy  11  Faribolana Sandratra, 2019

Fivaditsoratra  12  amavan, manava, mañava, mavana, Mavana, namava

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19