Teny iditra | mavañavaña | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mavitribitrika, kingakinga [1.78] | |
Teny iditra | mavañavaña | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mitolagaga: Raha mampivañavaña aba fa ny tsa miteraka ro maimbo mpifana [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |