Teny iditra | mavika (vika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Matanjaka sady marisidrisika kingakinga: Mahafinaritra ahy iny zokin' ise iny fa mavibika [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fort, résistant, vigoureux [1.196] | |
Tovy hevitra | mavibika | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |