Teny iditra | 1 mavo lamba |
Singan-teny | 2 mavo, lamba |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ireo olona tsy mba mihaingo ka heverina ho mahantra, na dia tsy izany loatra aza [1.1] |
Ohatra |
5 mavolamba mividy hena, ka tsy fantatry ny olon-kó liana. [2.69#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |