|
|
|
|

Teny iditra 1  mavomavo
Fototeny  2 mavo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambanivohitra ho mavomavo mihitsy ianareo tambonivohitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 de condition obscure, qui ne s'habille pas selon sa position, mal habillé [1.3]
Ohatra  7  Aza ny tarehiko mavomavo no jerenao fa ny havako any Dilambato heverina aza ny toho mihahy no tazanina fa ny lefo-mitsangana. [2.131]
8  Ny tanety nanjary mavomavo, fa efa maimaina daholo ny volon'ahitra rehetra; [2.324]
9  Ary izany dia Malagasy mahantra, mavomavo, tsy manam-pahaizana, faraidiny amin' ny toerany eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472#225]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mavomavo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21