Teny iditra mavotro (votro)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Malemy, osa [1.78]
  [Tanosy] Kamo [1.78]

Teny iditra mavotro
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Voalokaloka [1.78]

Teny iditra mavotro (votro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Matahotra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05