Teny iditra may forehitra
Singan-teny may ; forehitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kilan' ny afo; matetika koa anefa ilazan' ny olona ny main' ny hidihidy tsy roa aman-tany io fombam-pitenenana io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25