Teny iditra (1/2) | 1 manahaka |
Fototeny | 2 hahaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 manofa (vary, kafe, ets) [Tanala]
[1.78] 5 Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? 6 Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono 7 Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 to scatter, to disperse [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 disperser, éparpiller [1.8] |
Ohatra |
10 Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany! [2.285#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 15 mañakake |
Teny iditra (2/2) | 16 manahaka |
Fototeny | 17 tahaka |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 24 kamahana, manahaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |