Teny iditra | 1 manosy |
Fototeny | 2 hosy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [Tanala]
[1.78] 5 Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao 6 Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona 7 Mambabo fananana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 to trample the mud in ricefields [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 piétiner, tremper dans 10 manquer d'égards 11 spolier, confisquer [1.3] 12 piétiner les rizières [1.8] |
Ohatra |
13 Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy [2.472] 14 Satria rehefa Robo dia tsy maintsy nandalovana any am-pasana aloha, vao nidinana any an-tanimbary manosy horaka. [2.245#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 19 mañose |
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny manosy io |
Nohavaozina tamin' ny 2022/12/06 |