|
|
|
|

Teny iditra1  mbay
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  3  (kianteny) Mihataha kely (teny entina mangatadalana, solon' ny "aza fady"): Mbay, tompoko / Mbay lalàna tompoko
4  Mialà, miesora (teny entina mandroaka): Mbay arỳ fa manelingelina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  please; will you let me pass? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  s'il vous plaît: prière de me laisser passer, [1.8]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny tenim-piontanana rehetra

Fivaditsoratra  9  amby, mbay

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26