|
|
|
|

Teny iditra1  mby
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] at the point of
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] sur le point de
Ohatra  6  Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy; [2.324]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10