Teny iditra | mby | ||||
Sokajin-teny | kianteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | At the point of [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Sur le point de [1.8] | ||||
Ohatra | Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy;
[2.324] | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |
![]() |