|
|
|
|

Teny iditra 1  miabily
Fototeny  2 abily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao?
9 Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra
10 Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 To be in a base condition. Almost obsolete. [1.2]
Mpanahaka  12  mamorery tena, 13  mandrorom-bintana, 14  maniva tena, 15  mavoin-tena, 16  miala-bara-tena, 17  miandevo fanahy, 18  mikororosy fahana, 19  mivarina, 20  tsy manome voninahi-tena, 21  tsy misaingy hajan-tena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22