Teny iditra | 1 miafa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako. (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] imperative and relative not used. To be recovering from sickness. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#5] Se dit de la fièvre qui diminue |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Fototeny | 7 afa |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 miafana |
Fivaditsoratra | 12 afiam, famia, iafam, mafay, mafia, miafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |