|
|
|
|

Teny iditra 1  miafaka
Fototeny  2 afaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miala: Tokony hikezaka hiafaka amin' ny trosa [1.1]
9 [Sihanaka] misoroka mba tsy ho voa [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be in the condition of one just escaped from a blow or calamity. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 Se délivrer, se débarrasser [1.3]

Fivaditsoratra  12 famaika, 13 famiaka, 14 mafaika, 15 mafiaka, miafaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20