|
|
|
|

Teny iditra 1  miafokafoka
Fototeny  2 afokafoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misamboaravoaran-katezerana, mitroatra
8 (Ankehitriny) Miavonavona amin' ny fiteny: Loza raha hiafokafoka iny tovolahy iny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Etre furieux [1.3]

Fivaditsoratra  miafokafoka, 10 mifakofakoa, 11 miofakofaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20