|
|
|
|

Teny iditra 1  miaingitra
Fototeny  2 aingitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin' ny hafa, mihaitraitra: Miaingitra erỳ iny zazavavy iny rehefa mamindra
8 Enti-milaza olona miseho ho sarotiny amin' ny sakafo ka mitady izay tsara sy fy lalandava: Loza raha hiaingitra amin' ny sakafo i dadatoanay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Etre capricieux, fantasque, exigeant, difficile [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20