|
|
|
|

Teny iditra 1  miakanakana
Fototeny  2 akanakana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to hesitate in speaking, to demur. [1.2]
9 to speak hesitantly or brokenly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 balbutier, parler avec hésitation; bégayer. [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miakanakana, 12 mianakanaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21