|
|
|
|

Teny iditra1  miakanja
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] manao andrimaso: Manao torin'amboa miakanja olon-kaman-kena io fa tsa mierotsa (Manao torimason'alika [manao andrimaso] olon-koman-kena fa tsy matory miesona akory)

Fivaditsoratra  4  makajany, manjaika, miakanja, mianjaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21