|
|
|
|

Teny iditra 1  miakatra
Fototeny  2 akatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho
9 Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to ascend, to go up, to mount up. [1.2]
11 to go up; to enter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 monter; entrer [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe miakatra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 matarika, 16 matriaka, miakatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21