Teny iditra | 1 miakatra |
Fototeny | 2 akatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho 5 Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to ascend, to go up, to mount up. [1.2] 7 to go up; to enter [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 monter; entrer [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 21 atakarim, matarika, matriaka, miakatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |