Teny iditra (1/2) | 1 miakoako |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mibadabada fiteny, miambakambaka |
Teny iditra (2/2) | 4 miakoako |
Sokajin-teny | 5 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Betsileo]
badalela: Tsa mba misy mazava aba ny raha taroñin'iñy lihilahe iñy fa miakoake loatse i ko save mikorontaña ny oña (Tsy mba misy mazava ranona ny zavatra lazain'iny lehilahy iny fa badalela loatra izy any ka mikorontana ny olona) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |