|
|
|
|

Teny iditra 1  mialoka
Fototeny  2 aloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka toerana eo ambany zavatra iray izay miaro ny tena amin' ny hainandro na orana: Aza mialoka eo ambany hazo raha misy oram-baratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to take shelter from rain or sun. In Imerina the reduplicated form is more frequently used of shade from the sun. [1.2]
10 to go into the shade; to take shelter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se mettre ou être à l'ombre; s'abriter [1.8]

Fivaditsoratra  12 kaliôma, 13 kimalao, 14 mailoka, Mailoka, 15 makalio, mialoka, 16 mikaloa, 17 milaoka, 18 miloaka, 19 miolaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18