Teny iditra miambatrambatra (ambatrambatra (ambatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mihodahoda ~ misalasala
Ohatra ry Tompo, olona mananosarotra ihany aho raha hiteny, ary hatramin'ny omaly sy afak'omaly no toy izany aho, ary na dia hatramin'izao hitenenanao amin'ny mpanomponao izao aza miambatrambatra ny vavako sy ny lelako. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31