Teny iditra | 1 miampify |
Fototeny | 2 ampify |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miampirina mba tsy ho be fiseho: Niampify tery an-joron-trano ilay zanany ka tsy hitan-dRakoto [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to press against anything as if hiding. [1.2] 6 to lean against, to take refuge with [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 s'appuyer contre; se réfugier auprès de [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |