|
|
|
|

Teny iditra 1  miampofo
Fototeny  2 fofo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to nurse in the lap. [1.2]
Ohatra  10  Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo. [2.48#126]
11  nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mampiofo, miampofo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21