|
|
|
|

Teny iditra 1  mianala
Fototeny  2 ala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha mankany an' ala: Lasa nianala Iabanikoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to go to the forest. Imp. and rel. not used. [1.2]
9 to go to the forest to fetch wood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 aller chercher du bois à la forêt [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 alamina, 13 lamaina, 14 malaina, mianala

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21