|
|
|
|

Teny iditra 1  miandany
Fototeny  2 andany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Momba, manaraka: Tsy miandany amin' ny mpitokona akory izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to take sides, to be on one side, to be of one's party. [1.2]
10 to side with [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 prendre parti pour [1.8]

Fivaditsoratra  12 manidìna, manidina, miandany, 13 midanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19