|
|
|
|

Teny iditra 1  miandevo
Fototeny  2 andevo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mietry, mandrorona, midina: Miandevo fanahy
9 Enti-milaza olona roa miaraka ka ny iray andevo: Lasa nivoaka izy miandevo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 pronounced miondevo. To be in the relation of owner and slave; to act like a slave. [1.2]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how miandevo

Fivaditsoratra  12 menavody, miandevo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20