|
|
|
|

Teny iditra 1  miangana
Fototeny  2 angana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Sisa mijanona na tafajoro: Loza fa tamin' ny vola eninjato nentiko tany an-tsena, roapolo sisa no niangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to stand erect or upright again, to stand upright, to hold up one's head after bending. In the redup. it means to be proud. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 rester après la défaite, après la ruine: Tamin' ny miaramila arivo izay lasa niady, efajato sisa niangana (Sur mille soldats qui sont partis pour la guerre, il n'en reste que quatre cents) ~ Ariary zato no nampisamboriko azy, ka roapolo sisa niangana (Je lui ai prêté cinq cent francs et je n'en ai recouvré que cent) [1.3]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe miangana

Fivaditsoratra  11 maingaña, 12 manainga, manaingà, 13 manangia, 14 mangaiña, mangaina, miangana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24