|
|
|
|

Teny iditra 1  miangavy
Fototeny  2 angavy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy
9 Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to request, to entreat, to crave. [1.2]
11 to beg, to entreat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 prier avec instance, supplier; solliciter [1.8]
Ohatra  13  Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo. [2.5]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miangavy, 15 mivainga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21