Teny iditra | 1 miangavy (angavy) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy 4 Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to request, to entreat, to crave. [1.2] 6 to beg, to entreat [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 prier avec instance, supplier; solliciter [1.8] |
Ohatra |
8 Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo. [2.5] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny miangavy io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |