|
|
|
|

Teny iditra 1  miangoango
Fototeny  2 angoango
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no nitondra ireto vato miangoango ireto?
9 Te-hatao ho manana ka miaingitraingitra sy mihaitraitra, tsy manao ny raharaha fanaon' ny mpiasa an-trano: Miangoango aoka izany iny zazavavy iny fa tsy mandray ravin-deno, hono, izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 [Provincial] to be piled up in a heap [1.2]

Fivaditsoratra  miangoango, 11 migonagona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20