|
|
|
|

Teny iditra 1  miangoty
Fototeny  2 angoty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manambitamby olona fatratra mba hanaovany ny sitrapon' ny tena [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 amingito, miangoty, 11 mitaingo, 12 mitongay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21