|
|
|
|

Teny iditra 1  mianika
Fototeny  2 anika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miakatra eny ambony: Loza raha hianika hazo io zaza to ka rovitra daholo ny akanjony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to climb [1.2, 1.7]
10 to ascend [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 grimper, escalader [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mianika
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 manaiky, 15 mañiaky, 16 miakany, 17 mianaky, mianika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21