| Teny iditra | 1 mianjonanjona |
| Fototeny | 2 anjonanjona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Miavonavona miharo hatezerana aseho amin' ny filanjalanjana loha
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be extremely haughty and scornful
[1.2] 9 to act or walk haughtily [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 avoir une démarche, des manières hautaines
[1.8] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mianjonanjona, 12 mijanonjanona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|