| Teny iditra | 1 miankany |
| Fototeny | 2 ankany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Bara+Sihanaka] mifanditra
[1.78] 8 [Tanala] mifanditra, mitohika: Olo miankany tao ka sahiraña fahatane (olona mitohika foana ka sahiram-potsiny) [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to dispute; to seek a quarrel.
[1.2] |
| Tovy hevitra | 10 miankane |
| Fivaditsoratra | 11 mananiky, mañaniky, 12 manikina, manikìna, 13 maninika, miankany, 14 miankina, miankìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|