|
|
|
|

Teny iditra 1  mianoka
Fototeny  2 anoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao zavatra na mihinana miadana tsara sy amim-pankafizana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be slow, to move along leisurely; to suck in perfect contentment. [1.2]

Fivaditsoratra  10 kamoina, 11 manaoky, 12 manioka, 13 mañoaky, mianoka, 14 mikaona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20