|
|
|
|

Teny iditra 1  miantafika
Fototeny  2 tafika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go to war [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 aller en guerre [1.8]
Ohatra  11  Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika. [2.472#172]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 manatifika, miantafika, 14 mifankatia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21