|
|
|
|

Teny iditra 1  miantehitra
Fototeny  2 antehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miankina amy..., matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay raharaha noresahiko taminao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to confide in one implicitly, to trust to, to venture on. [1.2]
Ohatra  10  miantehitra be loatra amin' ny mamba ny vinanin' ise, ary nefa tsy misy io biby io ny lovantsofina ambaniandro tsy nanadino ny sira. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20