Teny iditra | 1 miantsambo |
Fototeny | 2 an-tsambo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.996] naviguer |
Ohatra |
5 Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy hanatrika an' i Sezara hianao, ary indro efa nomen' Andriamanitra anao izay rehetra miara-miantsambo aminao. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 manambotsy, miantsambo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |