| Teny iditra | 1 miantsambotra |
| Fototeny | 2 antsambotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitsambikina, miantoraka: Niantsambotra ny alika ka lasany ny hena roa kilao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to jump
[1.2] 10 to spring up at, to fly at one. [1.2] 11 to leap up, to start [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 bondir de surprise; sauter
[1.8] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|