|
|
|
|

Teny iditra 1  miantsampy
Fototeny  2 antsampy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsambikina amin' ny...: Niantsampy teny amin' ny tompony ilay alika
9 Mianika, mananika: Niantsampy teny amin' ny lamosin-dreniny ny zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to spring upon, to leap upon. [1.2]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21