|
|
|
|

Teny iditra 1  miantsavily
Fototeny  2 antsavily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikirazorazo: Mbola hahita loza ihany ireto tovolahy miantsavily amin' ny varavaran' ny fiarambahoaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 se balancer à l’escarpolette, se balancer en se tenant suspendu [1.3#56]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20