Teny iditra | miantsoro-mianotra | ||
Singan-teny | miantsorona ; mianotra | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza resaka na tantara izay miverina kely amin' ny tokony ho nolazaina tany aloha mba hampahazavazava azy kokoa [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miantsoro-mianotra io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |